Go to full page →

Ny Fivavahana sy ny Fahasalamana HAT 214

Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena” -Sal. 111:10. Raha ny olona heniky ny fahotana no miandry amin’ny fahamarinan’Andriamanitra, hazavain’ny Teniny, dia hahazo fahalalana. Raha miantraika ao amin’ny fo ny fahamarinana dia manome herin-tsaina, fahatakaran-tsaina mazava kokoa. Miankina amin’Ilay Vatolampy izany fanahy izany. Hihatsara ny fahasalamana toy ny fihatsaran’ny fiarovana ao amin’i Kristy. Izany no ifampiankinan’ny fivavahana sy ny fahasalamana. — Testemonies for the Church, b. 4, tt. 553-554. HAT 214.3