Go to full page →

Talenta Sarobidy HAT 256

Misy ireo manana ny talenta ho amin’ny fahaiza-mihira kanto indrindra; misy fotoana andefasana hafatra manokana amin’ny alalan’ny hiran’olon-tokana na koa amin’ny alalan’ny hira rodobe. Tsy tokony hanararaotra ireny hiran’olo-maro ireny isika. Talenta sarobidy avy amin’Andriamanitra ny fahaiza-mihira ka tiany ny hianarantsika izany mba hiderantsika Azy. - Testemonies for the Church, b. 7 tt. 115, 116. HAT 256.2