Go to full page →

Fizarana Fahafolo - Fitsitsiana HAT 260

Na kely toy inona aza ny talentanao dia manana toerana ho an’izany Andriamanitra. Iny talenta tokana iny, raha ampiasaina amim-pahendrena dia hahatanteraka ny asa nokendreny taminy. Amin’ny fahatokiantsika eo amin’ny adidy madinika dia miasa toy ny manao tambatra eo amin’ny asa marika isika. Andriamanitra kosa hiasa ho antsika toy ny manao asa marika mampitombo. «Ireny zava-madinika ireny” dia hanjary hery sarobidy indrindra eo amin’ny asany. — Henoinareo Ny Fanoharana. t. 373. HAT 260.1