Go to full page →

Fitiavana Rendrarendra HAT 275

Mahatonga ny toe-tsaina mpandanilany ary manimba ny toetra ambony eo amin’ireo tanora ny fitiavana rendrarendra. Raha toa ka tokony hitady fanabeazana ambony indrindra sy idealy izy ireo dia indrisy fa lasa mahazo laka eo amin’ny fisainany ny hitady vola hanenjehana lamaody. Maro amin’ireo tanora zazavavy no simba vokatr’izay fanirian-dratsy izay. - Ed t. 252. HAT 275.2