Go to full page →

Asa Misiônera Fialam-Boly HAT 333

Ireo ora lany amin’ny fahafinaretana araka izao fiainana izao dia tsy hahatonga fialan-tsasatra ho an’ny vatana sy ny fanahy izay tokony hamangiana ny mahantra sy ny marary ary ny mijaly, na amin’ny fanampiana ireo izay mila izany. — TFC, b. 6, t, 276. HAT 333.1