Go to full page →

Fizarana 14 - Ireo Fifandraisana Ara-Piarahamonina HAT 349

Amin’ny alalan’ireo fifandraisana ara-piarahamonina no hifandraisan’ny fivavahana kristianina amin’izao tontolo izao. Ny lehilahy sy vehivavy tsirairay izay nandray ny fahazavana avy amin’Andriamanitra dia tokony hanapariaka ny fahazavana amin’ireo lala-maizin’ireo tsy mbola zatra ny lalana tsaratsara kokoa. Tsy maintsy hatsaraina ny herin’ny fifandraisana amin’ny fiarahamonina, nohamasinin’ny fanahin’i Kristy mba hitondrana fanahy eo amin’ny Mpamonjy. - MH, 496. HAT 349.1