Go to full page →

Ny Tena Ilaina amin’ny Fanabeazana HAT 147

Ny tena ilaina indrindra amin’ny fanabeazana izay tokony ho azon’ny tanorantsika ankehitriny, ary izay hahamendrika azy ireo amin’ny mari-pandrosoana ambonimbony kokoa amin’ny sekoly any ambony, dia ny fanabeazana izay hampianatra azy ireo ny fomba hanehoana ny sitrapon’Andriamanitra amin’izao tontolo izao. -RH, 24 Okt. 1907. HAT 147.1