Go to full page →

Antso ho amin’ny Fanoloran-Tena an-tSitrapo HAT 172

Miantso olona hanolo-tena an-tsitrapo izay hijoro tsy azo hozongozonina eo anilany ny Tompo, ary hivoady ny hampiray ny tenany amin’i Jesôsy avy any Nazareta amin’ny fanaovana ny asa rehetra izay ilaina hatao ankehitriny, amin’izao fotoana izao mihitsy. - FCE, t. 488. HAT 172.1