Go to full page →

Miampanga ny Vola Tsirairay Nahodinkodina TF 94

Hohazoninao ve izay an’Andriamanitra? Tsy harotsakao ao an-trano firaketan’Andriamanitra ve ny ampaham-bola izay lazain’Andriamanitra fa Azy? Raha izany dia mandroba an’Andriamanitra ianao, ary iampangana anao ao amin’ny bokin’ny lanitra ny vola tsirairay. - RH, 23 Des. 1890. TF 94.2