Go to full page →

Afaka Manonitra ny Lasany ireo Mpanao Tsirambina sy tsy Rototra TF 105

Aoka ireo nanao an-tsirambina sy tsy rototra, nihazona ny ampahafolony sy ny fanatitra, hahatsiaro fa sakanan’izy ireo ny lalana, ka tsy afaka miely any amin’ireo faritra lavitra any ny fahamarinana. Nahazo baiko aho ny hiantso ny vahoakan’Andriamanitra mba hanonitra ny lasany amin’ny alalan’ny famerenana ampahafolony mahatoky amin’Andriamanitra. - MS 44, 1905. TF 105.1