Go to full page →

Tsy Mahasolo ny Famerenana ny Ampahafolony ny Vavaka TF 108

Tsy nokendrena hitondra fiovana eo amin’Andriamanitra ny vavaka; mametraka antsika hifandrindra amin’ TF 108.4

Andriamanitra izany. Tsy misolo ny toeran’ny adidy izany. Na dia tanterahina tena matetika sy tena amim-pahamatorana aza ny vavaka, dia tsy heken’Andriamanitra na oviana na oviana ho solon’ny ampahafolontsika. Tsy hanefa ny trosantsika amin’Andriamanitra ny vavaka. - MYP 248. TF 109.1