Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Ilay Fanantenana Lehibe - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ireo anjely mpiambina

    Misy anjely mpiambina notendrena ho an’ny mpanaraka an’i Kristy tsirairay. «Ny anjelin’i Jehovah mitoby manodidina izay matahotra Azy ka mamonjy azy” - Sal. 34:7. Hoy ny Mpamonjy, raha niteny tamin’ireo izay nino Azy: «Ny anjeliny any an-danitra mahita mandrakariva ny tavan’ny Raiko” - Mat. 18:10. Azon’ny vahoakan’Andriamanitra antoka ny fiarovana tsy miato ataon’ny anjelin’ny lanitra, raha miatrika ny ankasomparana tsy an-kiato afitsoky ny andrianan’ny maizina izy. Natao izany fanomezan-toky izany satria misy anjely ratsy mahery hotoheriny - marobe izy ireny, vonombonona, ary tsy mety sasatra.IFL 18.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents