Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Fomba Feno Fahombiazana Indrindra

    Ao amin’ny asantsika, ny fiezahana ataon’ny tena manokana dia hamita zavatra hihoatra noho izay azo vinavinaina. Ny fahabangan’izany no mahatonga ny fanahy ho very. Tsy manam-petra ny tombambidin’ny fanahy iray; i Kalvary no milaza ny sandany. Ny fanahy iray azo ho an’i Kristy dia ho lasa fitaovana amin’ny fahazoana ny hafa, ary dia hisy vokatra mitombo mandrakariva amin’ny fitahiana sy famonjena. - GW, t. 184.HAT 181.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents