Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Asa Ambony Indrindra

    Ny asa ambonin’ny asa rehetra -ny raharaha ambonin’ny hafa rehetra izay tokony hitarika sy hampiasana ny herin’ny fanahy, -dia ny asa famonjena ny fanahy izay nahafatesan’i Kristy. Ataovy ho asa fototra sy manana ny lanjany eo amin’ny fiainanao izany. Ataovy ho asa manokan’ny fiainanao izany. Miaraha miasa amin’i Kristy amin’io asa lehibe sy mendrika io, ary aoka ho tonga misiônera ao an-tokantrano sy any ivelany ianao, aoka ho vonona sy hahavita zavatra amin’ny asa famonjem-panahy na ao an-tokantrano na any amin’ny faritra lavitra be. Ataovy ny asan’Andriamanitra ary asehoy ny finoanao ny Mpamonjinao amin’ny alalan’ny fiasana mafy ho an’ny hafa. Eh! Raha mba ny antitra sy ny tanora no niova fo tanteraka amin’Andriamanitra, ary maniry ny hanatanteraka ny adidy izay miseho eo anilan’izy ireo, ary hiasa raha vao misy fotoana mety azo hararaotina ho mpiara-miasa amin’Andriamanitra! -YI, 4 May 1893.HAT 201.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents