Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fiainam-Pinoana

    Tsy maintsy lazaina amin’ireo zatovo fa ny fiainany dia tsy azony atao amin’izay itiavany azy. Ankinina amim-pinoana ny fotoana ankehitriny fa ho avy ny andro fijinjana. Andriamanitra hanome rariny ny olona mampiasa ny talenta nankinina taminy; efa nividy azy ireo tamin’ny vidiny lafo indrindra Ilay Mpamonjy, ny fiainany sy ny talentany, koa amin’izay dia hampamoahina izy ireo amin’izany na nahatoky na tsia tamin’ireo fananan’Andriamanitra nampiandraiketina azy. Tokony ho fantany mandrakariva fa ny andraikiny ao amin’ny asan’Andriamanitra dia mifanandrify amin’ny fahafahana ananany. Raha mahatsapa ny andraikitra nomen’ny Mpahary azy ny tanora sy ny fananana nasaina tantanan’izy ireo eo amin’ny fiainany dia hisalasala izy ireo hitsambikina ao amin’ny ranomodin’ny fahaverezana sy hitsarapaka amin’ny heloka izay mitelina ny ankamaroan’ny tanora lahy sy vavy amin’izao vanim-potoana misy antsika izao. - RH, 13 Des. 1881.HAT 206.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents