Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fantson’ny Fahasoavan’Andriamanitra

    Tombontsoa ho an’ny fanahy tsirairay ny ho tonga fantsona izay ahafahan’Andriamanitra mizara amin’izao tontolo izao ny haren’ny fahasoavany, ireo haren’i Kristy nafenina. Tsy misy fanirian’i Kristy mihoatra noho ny ho masoivohony eto amin’izao tontolo izao haneho ny Fanahiny sy ny toetrany. Tsy misy ilain’izao tontolo izao toy ny fanehoana ao amin’ny maha-olombelona ny firiavan’ny Mpamonjy. Miandry fantsona izay hahafahany mandraraka diloilo masina ho tonga fifaliana sy fitahiana ho an’ny fanahin’ny olona ny lanitra manontolo. — COL, t. 419.HAT 27.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents