Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Dingana Voalohany Mankany amin’ny Fahotana

    Efa misy fanomanana mialoha elabe tsy fantatry ny olona ataony (Satana) ao am-pon’ny Kristianina alohan’ny fahalavoany. Tsy avy hatrany tsy akory dia latsaka any amin’ny hantsan’ny faharatsiana sy ny fahalavoana ary ny fahadisoana bevava ny fahadiovana sy ny fahamasinan’ny fanahiny. Ilàna fotoana ela ny hahatongavan’ny olona noforonina araka ny endrik’Andriamanitra hianjera hitovy laharana amin’ny zavatra tsy misy endrika ka hanjary haka ny fomban’i Satana. Farany anefa, tsy maintsy hitovy endrika amin’izay jereny ihany ny olona. Tsy hita akory ny hiovan’ny olona misain-dratsy endrika ka hankafizany ny fahotana izay nahatsiravina azy teo aloha. - PM, t. 480.HAT 246.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents