Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 95 — Ny Tombontsoa avy amin’ny Mozika

    Toy ny rivotry ny lanitra ny hiram-piderana ary rehefa mifandray ny lanitra sy ny tany dia misy mozika sy hira manakoako: «Fisaorana sy feo fiderana».HAT 253.4

    «Raha niara-nihira ny kintan’ny maraina, ary niara-nihoby avokoa ireo zanak’Andriamanitra”, izany no fifaliana eo amin’ny tavan’Andriamanitra eo am-piatrehana ny tany vaovao miaraka amin'ny hakanton’ny hatsarana tsy misy kilema. Ny fon’ny olona ho tafaray amin’ny an’ny lanitra hankasitraka sy hidera an’Andriamanitra amin’ny hiram-piderana. Niverimberina teo amin’ny tantaran’ny zanak’olombelona izany mihira izany (...)HAT 254.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents