Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    An’i Jehôvah

    Tahaka ny «maha-Sabatan’i Jehôvah ny andro fahafito, dia tahaka izany koa no maha-an’i Jehôvah”, ny ampahafolony. Tahaka ny nameran’Andriamanitra ampahany amin’ny andron’ny olona dia tahaka izany koa no nanokanany ampahany voafetra ho an’ny tenany amin’ny vola miditra; io ampahany io, dia tsy azon’iza na iza ampiasaina ho an’ny tombontsoan’ny tenany ka ho afa-maina izy. - PM, t. 554.HAT 266.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents