Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 101 — Manomeza Voninahitra an’i Jehôvah amin’ny Fanananao

    «Ohatrinona no anananao amin’i Jehôvah?» Moa ve sahy mandray ireo fitahiana maro avy amin’ny tanan’i Jehôvah ianao ka tsy hamerina ny anjarany, tsy manome ny ampahafolony izay Azy, anjara izay efa atokany ho Azy? Toa efa lasa fahazarana ny misehoseho manao fanati-pisaorana mba hampifaliany ny tenany. Moa ve ho sahintsika ny handray ireo fitahiana maro sesehena kanefa tsy hahay hankasitraka Ilay Mpanome ary tsy hamaly ny fitiavana nasehony antsika?HAT 266.3

    Tsy tianao ve, ry tanora malala, ny ho tonga irak’Andriamanitra? Tianao ve, raha toa fanandramana tsy mbola nataonao velively, ny hianatra ny leson’ny fanomezam-pahasoavana mihary ny haren'Andriamanitra izay omeny amin-kalalahana mba hifalianao? Na inona na inona no efa raisinao, aoka hanokana ampahany ho an’Ilay Mpanome fanati-pankasitrahana ianao. Ampahany manokana no atokany ho an’ny asa fitoriana na eo an-toerana izany na any ivelany.HAT 267.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents