Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fomba Voafidy

    Ny fijoroantsika ho vavolombelona mikasika ny fahamarinan’i Kristy no fomba nofidin’ny lanitra hanehoantsika Azy amin’izao tontolo izao. Hampanaiky ny fahasoavany isika amin’ny fanehoana izany ao amin’ny fiainan’ireo olo-masina fahizay, nefa izay tena hahomby tokoa dia ny fitantarantsika ny fanandramantsika manokana. Vavolombelon’Andriamanitra isika amin’ny fanehoana ny asan’ny heriny ao anatintsika. Samy hafa ny fiainan’ny olona sy ny fanandramana ataon’ny tsirairay. Maniry handray ny fiderana ataontsika Andriamanitra, maneho ny maha-isika antsika manokana. - M.H., t. 100.HAT 31.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents