Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Torohevitra Fanaovana Tahiry

    Tsy voatery holazaina amin’ny tsipiriany ny fomba hanaovana tahiry. Ireo izay manana fo milefitra eo ambany sitrapon’Andriamanitra, ireo izay manaiky hotarihin’ny Teniny no hahafantatra ny tokony hataony amin’ny hanatanterahany ny adidiny. Hiaina amin’ny fahalemem-panahy sy ny fanetren-tenan’i Jesôsy izy: ny fitafiana izany toetr’i Kristy izany no varavarana hanakatona ny fakam-panahy tsy hiditra aminao. — FCE, t. 152.HAT 282.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents