Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 110 — Tokantrano, Sekoly

    Ny fanoloran-tenan’ny tanora hanao ny asan’Andriamanitra dia tsy mahatonga ny fahalemen’ny saina na hahatonga azy ho voafetra. Ny fahatahorana an’i Jehôvah no voaloham-pahendrena. Na dia ny zaza bitika indrindra aza, rehefa matahotra an’i Jehôvah, dia ho lehibe indrindra eo imason’Andriamanitra sy eo anatrehan’ny olona mahery sy manam-pahalalana kanefa manao tsinontsinona ny famonjena azy. Rehefa manolotra ny fony ho an’Andriamanitra ny tanora dia hanokatra kosa lalana ho azy hitoeran’ny fahendrena sy ny fahatsarana rehetra.HAT 287.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents