Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 113 — Fanorenan-Toetra ao an-Tokantrano

    Maka fanahy ny ankizy isan’andro i Satana mba tsy hizara ny ao am-pon’izy ireo amin’ny ray aman-dreniny fa hisafidy namana izay sady tsy manana fanandramana no tsy afaka hanampy azy ireo akory hanambarany ny tsiambaratelony (...)HAT 292.2

    Hieren-doza ny zaza izay manana fifandraisana akaiky amin’ny ray aman-dreniny. Tokony hampahery an-janany hatrany hatrany ny ray aman-dreny hanampy azy ireo hisokatra sy hanana fahalalahana hizara ny ao am-pony, hanampy azy hilaza izay zava-tsarotra sedrainy, hanampy azy amin’ny fandraisana fanapahan-kevitra marina sy mahitsy ary hanoro lalana azy. Iza moa no tokony hampitandrina sy haneho ny loza mahazo an-janany ankoatra ny ray aman-dreny? Iza mihoatra ny ray aman-dreny no tokony hahafantatra ny toe-janany? Ireo reny nandinika ny fitombon’ny zanany hatramin’ny nahaterahany dia voaomana sy manana tombony bebe kokoa amin’ny fahafantarana dieny mialoha ny torohevitra omeny ny zanany. Iza mihoatra ny reny miaraka amin’ny fanampian’ny ray no afaka hanoro ny toetra ratsy tokony hialan’ny zaza?HAT 292.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents