Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fahasalamana sy Fahadiovana

    Tokony hadio mandrakariva ny fitafiantsika. Tsy mahasalama ny fitafiana maloto fa mandoto ny saina sy ny vatana ihany koa. «Tsy fantatrareo va fa tempolin'Andriamanitra ny tenanareo (...) Raha misy manimba ny tempolin'Andriamanitra, dia mba hosimban'Andriamanitra koa izy » -1 Kôr. 3:16,17.HAT 306.3

    Tokony ho akanjo miantoka ny fahasalamana hatrany no anaovana. Andriamanitra dia maniry antsika «mba ho salama amin’ny zavatra rehetra»: salama vatana sy fanahy. Tokony hiara-miasa Aminy isika hahatanteraka ny fahasalaman’ny saina sy ny vatana. Akanjo madio no ahazoana izany.HAT 306.4

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents