Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fahasoavana sy Fahatsarana

    Amin’ny fahatsoran’ny fomba fitafy, dia azo atao ny hanana fahasoavana mifanaraka amin’ny tanjony.HAT 307.1

    Nampitandrina antsika i Kristy ny amin’ny avonavon’izao fiainana izao fa tsy ny amin’ny fahasoavana sy ny fahatsarana ara-boajanahary. Manasa antsika Izy handinika ny fahadiovan’ny voninkazo eny an-tsaha: «Fa na dia Solomona teo amin'ny voninahiny aza tsy mba nitafy tahaka ny anankiray tamin'ireny » -Mat. 6:29. Noraisin’i Kristy ohatra tamin’ny alalan’ireny zavaboary ireny ny fankasitrahan’ny lanitra ny fahatsarana; ny fahasoavana mendrika, ny fahatsorana, ny fahadiovana, ny fahaiza-miaina dia samy manome sitraka ny fiakanjontsika eo anatrehan’Andriamanitra. - CTPS, tt, 302, 303.HAT 307.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents