Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fizarana 13 - Fialan-Tsasatra Sy Fialam-Boly

    Tsy maintsy hay tsara ny manavaka ny fialan-tsasatra sy ny fialam-boly. Araka ny dikany (re-création) dia maka hery ary miasa. Miala amin’ny asa fanao an-davanandro ary manao asa hafa mba hampisy hery vao indray ho an’ny saina sy ny vatana ka hananana tanjaka hiatrehana indray ny fiainana. Etsy an-danin’izany ny fialam-boly no tadiavina mba hahazoana fahafinaretana, matetika be loatra ka mandany ny hery tokony hiatrehana ny asa, eny, tsy mampanjary ny fahombiazana aza. — Ed t.207.HAT 315.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents