Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Faniriana tsy Tanteraka

    Mitady mandrakariva hameno ny faniriany tsy mety afa-po ny fanahy. Tsy ho to anefa ny faniriany raha tsy ampandriana amin’ny fahafinaretana ny amin’izao fiainana izao. Toa kivy ny tena: misy faninana adala ao anaty te hanatanteraka ny fahasambarana tadiavina. Latsaka anaty fahakiviana sy ny tsy fananana fanantenana tanteraka ny tena rehefa manjavona izany faniriana izany. Fahaverezan-tsaina sy hadalana mihoapampana ny tsy fiverenana eo amin’«Ilay Loharanon kery» fa fihazakazahana amin’ny rehaka sy ny fahafinaretana momba izao fiainana izao avokoa izany! — FCE, t. 422.HAT 322.4

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents