Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 10 — Satana, Fahavalo Mahery

    Tena babon’i Satana ara-dalana ny olombelona lavo. Ny asa nataon’i Jesôsy dia ny hamonjy azy eo am-pelatanany. Mirona hanaraka ny fitarihan’i Satana ny olona, ary raha amin’ny heriny dia tsy afaka ny hanohitra fahavalo masiaka tahaka izany izy, raha tsy i Kristy, ilay mpanafika mahery no mitoetra ao anatiny, manitsy ny filany, ary manome azy hery. Andriamanitra irery ihany no afaka hamefy ny herin’i Satana. Mitety ny tany izy, miakatra sy midina, miambina mandrakariva, matahotra ny ho variana ka hisy fanahy ho votsotra amin’ny fanimbany. Zava-dehibe ny hahafantaran’ny vahoakan’Andriamanitra izany mba hialana amin’ny haratony.HAT 35.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents