Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Ohatra Nomen’i Kristy

    Nanameloka ny fampanaranam-po ny tena amin’ny endriny rehetra i Jesôsy, toetrany anefa ny mahay miara-monina amin’ny hafa. Nanaiky ny hiantrano tany amin’ny sarangan’olona rehetra Izy, nitsidika ny tokantranon’ny manan-karena sy ny mahantra, ny avara-pianarana sy ny tsy nahita fianarana, ka nokatsahiny ny hanondrotra ny fihevitr’izy ireny hiala amin’ny toe-javatra mikasika ny fiainana andavanandro, hisandratra amin’izay ara-panahy sy mandrakizay. Tsy nanome lalana kely akory ny fandaniam-poana Izy, ka tsy nisy aloky ny toetra maivamaivana nandoto ny fitondran-tenany; nahita fifaliana teo amin’ny fisehoan’ny fahasambarana tsy manan-tsiny anefa Izy, ka nanamasina ny fivoriana teo amin’ny fiaraha-monina tamin’ny fanatrehany izany. — IFM, tt. 145.HAT 335.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents