Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ilay Zanaka Adala

    Ny lesona avy amin’ilay zanaka adala dia nomena ho tari-dalana ho an’ny tanora. Teo amin’ny fiainany feno fahafinaretana sy fanaranam-po tamin’ny fahotana, tamin’ny fiainam-pikomiana no nandaniany ny anjara lovany. Tsy nana-namana izy, tany an-tany fivahiniana; nitafy voro-kitsay, noana ary naniry ny hihinana na dia ny sakafon’ny kisoa aza. Ny fanantenany farany dia ny hiverina amim-panetren-tena any an-tranon-drainy, izay narahabaina tonga soa izy, navela heloka ary niverina teo am-pofoan-drainy. Maro ny tanora manao tahaka azy, miaina amin’ny fiainana tsy miraharaha, fitiavana fahafinaretana sy fandanilaniana fahatany, mandà ilay loharanon’ny rano velona, ilay loharanon’ny tena fahafinaretana, nefa mifikitra amin’ilay lavaka famorian-drano triatra ka tsy mety itehirizana rano akory. - MYP 408.1.HAT 354.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents