Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Antsoina Ianao Hanapa-Kevitra

    Hampidi-doza antsika ny mitaredretra mijery ny tombontsoa ho azo amin’ny fanekena ny torohevitr’i Satana. Midika ho fahafaham-baraka sy fahavoazana ho an’ny fanahy ny mandefitra amin’ny ota; manajamba ny maso sy mamitaka izy, ary handrendrika antsika amin’ny fisehoany mandokadoka. Tsy hahazo antoka ho voaaro amin’ny herin’i Satana isika raha mandeha amin’ny lalany. Tokony harovantsika ireo lalambe rehetra izay azon’ilay mpaka fanahy hidirana ao amintsika. — TFMB, t. 171.HAT 53.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents