Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Adidy Ambony noho ny Fironana

    Rehefa miezaka ny hamaha ny fifehezan’i Satana ny tanora, dia hampitombo ny fakam-panahy alefany izy. Hanararaotra ny tsy fahalalany sy ny tsy fananany fanandramana izy ka hiezaka ny hanamaizina ny fanavahany ny marina sy ny diso. Hanova ny endriny ho tahaka ny anjelin’ny mazava izy, ary hitaona ho amin’ny lalana voarara amin’ny alalan’ny fampanantenana fahafinaretana. Raha nizatra manaraka ny fironany fa tsy ny antson’ny adidy ny tanora, dia ho sarotra aminy ny hanohitra ny fakam-panahy. Tsy hitany ny loza amin’ny fanekena na indray mandeha monja aza ny fahafinaretana voarara. Hanaitra ireo singan’ny faharatsiana rehetra tavela ao am-po ny fitaoman’i Satana. — ST, 19 Jan. 1882.HAT 63.4

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents