Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fahafahana ny Didiny

    Hiara-miasa amin’ny olona mikatsaka amim-pinoana vonona tokoa ny fahatanterahan’ny toetra mitarika ho amin’ny fahatanterahan’ny atao ny fanapahan’ny lanitra. Hoy i Kristy amin’ny tsirairay mirotsaka amin’izany asa izany: «Izaho no tanana ankavanana hanampy anao.»HAT 79.1

    Rehefa miara-miasa amin’ny sitrapon’Andriamanitra ny sitrapon’ny olona, dia tsy hay tohaina. Na inona na inona tokony hatao araka ny baikony, dia ho vita amin’ny Heriny. Fa fahafaha-manao ny baikony rehetra. — COL, tt. 331-333.HAT 79.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents