Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Finoana sy Andraikitra

    Tsy fihetseham-po ny finoana. Ny finoana no fahatokiana ny amin’ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita. Misy endriky ny fivavahana izay tsy inona fa fitiavan tena. Mikatsaka fahafinaretana amin’ny fifalian’izao tontolo izao izy. Afa-po amin’ny fandinihana ny fivavahan’i Kristy izy, fa tsy mahalala ny heriny mamonjy. Mihevitra ny ota ho zavatra maivana izy satria tsy mahalala an’i Jesôsy. Noho izany dia mihevitra ny andraikitra ho zavatra tena maivana izy. Nefa ny fanatanterahana mahatoky ny adidy dia miaraka amin’ny fahatakarana marina ny toetr’Andriamanitra. — RH, 28 Feb. 1907.HAT 83.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents