Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toeran’ny Hery Miafina

    Mba ho any amin’ny toeran’ny Avo Indrindra, ao ambany aloky ny Tsitoha, no hiafenan’ny ny olona; mijanona kely ao izy ireo, ary toa aseho amin’ny asa mendrika ny vokany; nefa dia mihena ny finoany, tapaka ny fifandraisana, ary dia simba ny asan’ny fiainana. Ny fiainan’i Jesôsy anefa dia fiainan’ny finoana tsy miova, notohanan’ny firaisana tsy tapaka; ary ny fanompoana nataony ho an’ny lanitra sy ny tany dia tsy nisy tsiny na fiovana. Nitalaho tamin’ny seza fiandrianan’Andriamanitra tamin’ny maha-olona Azy Izy, mandra-pahazoan’ny maha-olona Azy ny herin’aratry ny lanitra izay nampiray ny maha-olona sy ny maha-Andriamanitra, nandray fiainana tamin’Andriamanitra ary dia nizara fiainana tamin’ny olona. — Ed, tt. 80, 81.HAT 94.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents