Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Maivana Manao Ahoana Re! Tsy Misy Vidiny Manao Ahoana Re!

    Izao no ambaran’i Kristy: “Raha misy olona ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazo fijaliany ka hanaraka Ahy” - Mat. 16:24. Ireo izay mitafy ny akanjo amin’ny fampiakaram-bady, ny akanjom-pahamarinan’i Kristy, dia tsy hisalasala raha toa ka tokony hitondra ny hazofijaliana izy ireo, ka hanaraka ny dian-tongotry ny Mpamonjy. Hankatò amin’ny nahim-po sy amim-pifaliana ny didiny izy ireo. Fanahy maro no very lavitra an’i Kristy. Maivana manao ahoana àry, noho izany, ny ezaka rehetra hikatsahana toeram-boninahitra sy harena! Marefo manao ahoana ireo antony manosika mety aroson’i Satana, izay mety atolotry ny fitiavan-tena sy ny firehetam-po, raha oharina amin’ny lesona izay nomen’i Kristy ao amin’ny Teniny e! Tsy misy vidiny manao ahoana re ny valim-pitia omen’izao tontolo izao raha apetraka eo akaikin’ny valim-pitia omen’ny Raintsika any an-danitra e! - RH, 19 Sept. 1899.TF 249.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents