Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fandrika Velarin’i Satana

    Matetika, rehefa omen’Andriamanitra fotoana fanararaotra hahafahany manokana ny hareny amin’ny fampandrosoana ny asany ireo anadahintsika dia maneho aminy sehatrasa maromaro hahafahany mandray avo roa heny koa ireo olon’i Satana. Latsaka ao anatin’izany fandrika izany izy ireo; ary mandrotsaka ny volany rehetra ao ka tsy manana na dia iray dolara monja aza hanatanterahana ny asan’Andriamanitra.TF 256.1

    Ry ranadahy, tadidio mandrakariva ny asa nankinina tamintsika, ary rehefa manana fahafahana eo am-pelatanana isika, dia atokany amin’ny fanorenana azo antoka izay afaka hisedra ny fotoana ho avy izany dia ilay toeram-pialofana azonao entina mankany amin’ny fiainana mandrakizay. Nitondra tena tahaka ny mahantra indrindra i Jesôsy mba ahafahantsika mampitombo ny harentsika any an-danitra. Inona re no mba afoinao ho an’i Jesôsy izay nanome ny zavatra rehetra ho anao e? - TFC 5, tt. 154, 155. [250]TF 256.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents