Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ho Fampitsiriana ny Toetra amam-Panahin’i Kristy

    Avelan’ny Tompo ho tonga amin’ny olona ny fahoriana sy ny antambo, mba hiantsoana antsika hiala amin’ny fitiavan- tena, mba hampitsiriana ao anatintsika ny toetra amam- panahiny, dia ny fangorahana sy ny fahalemem-panahy ary ny fitiavana.TF 22.2

    Mandefa antso faran’izay mampangorakoraka fo indrindra ny fitiavan’Andriamanitra, ka mitaona antsika haneho fangorahana lalina tahaka izay nasehon’i Kristy tamintsika. Lehilahy ory Izy ary zatra fahoriana. Amin’ny fahoriantsika rehetra dia ory ihany koa Izy. Tiany ny olombelona satria novidiny tamin’ny rany mihitsy, ka hoy Izy amintsika: “Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny aoka ho tahaka ny nitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. ” — Jao. 13:34-RH, 13 Sept. 1906.TF 22.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents