Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Harato Anankiray Hamandrihan’i Satana Fanahy

    Ny rehetra no tsy maintsy mampihatra ny fitsitsiana. Tsy misy mpiasa tokony hitantana ny asany amin’ny fomba fanao mitarika ho amin’ny findramam-bola mihitsy (...) Raha misy olona minia mitrosa noho ny safidim-pony, dia mametraka ny tenany ho ao anaty harato, izay velarin’i Satana hambaboana fanahy izany olona izany.TF 276.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents