Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 50 - Antso Ho Amin’ny Vavaka Na Ho Amin’ny Fiovana Asa

    Ranadahy sy rahavavy malala,TF 278.1

    Mahatsapa fangoraham-po lalina ho anareo aho, ary mivavaka ny mba hahatakaranareo ny toe-javatra araka izay tena endriny tokoa. Tokony ho tsapanareo tsara fa tsy misy na dia iray aza tokony hitantana ny raharahany amin’ny fomba izay hampidi-trosa azy.TF 278.2

    Raha efa hitan’ny olona anankiray fa efa tsy nahomby izy, nahoana no mbola tsy hanokan-tena ho amin’ny fivavahana ihany, na hiova asa mihitsy? Mandalo ora manjombona isika ankehitriny, ary ny Tompo dia hanaiky izay rehetra vonona hiara-miasa Aminy, olona izay vonona hiaina amin’ny fandavan-tena sy ny fahafoizan- tena, ary handinika tsara ny hetsika rehetra amim- pitandremana sy amim-bavaka; olona izay handeha amin- katsaram-panahy eo anoloan’Andriamanitra. Tsy maintsy manokana ny fanoloran-tenantsika ho an’Andriamanitra isika, ary hampizotra ny tongotsika amin’ny làla- mahitsy, mba tsy hisarika ny manan-kilema hivily lalana. L 63, 1897.TF 278.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents