Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fahaizana Mitsitsy amin’ny Fitantanana ny Sekoly

    Tsy maintsy ampiharina any amin’ny sehatra rehetra ny fahaizana mitsitsy mba tsy hitarika amin’ny faharendrehana, sy ny fipaohan’ny alon-dranon’ny fitrosana; nefa na izany aza dia tokony hisy fisondrotany kosa ny saram-pianarana aloan’ny mpianatra. Naseho tamiko izany raha mbola tany Eorôpa aho, ary nanomboka teo dia naseho anareo koa ny sekolintsika. Ny olana mahakasika ny hoe: “Ahoana no hahatonga ny sekolintsika ho voaaro amin’ny fitrosana” dia mbola hitoetra ho olana mandrakariva mandra-panaovana kajy feno fahendrena ny zavatra kasaina hatao. Asondroty ny saram-pianaran’ny mpianatra sy ny tombontsoa raisiny amin’ny fanabeazana, ary aoka mba ho olona mahay mitsitsy sy mahay mitahiry no tendrena hitantana ny fandrahoana sakafo. Aoka ireo izay tena mana-talenta no horaisina na dia tsy maintsy handoavana karama ambony kokoa aza. Zava- dehibe ny fahatrarana izany lafiny roa izany. Raha voahevitra araka ny tokony ho izy izany fitandremana izany dia tsy ilaina akory ny hampisondrotra ny trosa ao amin’ny sekoly.TF 297.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents