Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ireo Vokatry ny Fitiavan-Tena

    Ireo izay mamela ny toe-tsain’ny fitiavan-karena hambabo azy, dia mankamamy sy mikolokolo ireo lafin-toetra izay hametraka ny anarany ao amin’ireo boky fitadidian’ny lanitra ho mpanompo sampy. Ny olona rehetra tahaka izany dia sokajiana miaraka amin’ny mpangalatra sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny, izay samy tsy hisy handova ny fanjakan’Andriamanitra, araka izay ambaran’ny Tenin’Andriamanitra. “Ny ratsy fanahy mandoka izay irin'ny fony; ary ny mpierina mahafoy sy manamavo an'i Jehovah.” — Sal. 10:3. Mifanohitra mandrakariva amin’ny fampiharana ny fanaovan-tsoan’ny Kristianina ny fieremana. Ny vokatry ny fitiavan-tena dia miseho ho azy mandrakariva amin’ny fanaovana tsirambina ny adidy, sy ny tsy fampiasana ireo fanomezana nankinin’Andriamanitra ho fampandrosoana ny asany. — RH, 1 Des. 1896.TF 27.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents