Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ho Avy amin’ny Fotoan’ny Fanavaozana ny Vola

    Rehefa hitranga ny fitadiavana an’Andriamanitra ary rehefa hibebahana avokoa ny fahotana rehetra, rehefa maka ny toerany ny fanavaozana ara-pivavahana dia hiseho ny firaisana ho amin’ny herim-po sy fahamatorana amin’ny famerenana amin’ny laoniny izay efa najanona. Hasehon’Andriamanitra miharihary ny fitiavany mamela heloka ary hitombo ny vola izay hanafoana ny trosa eo amin’ireo sahan’asantsika. - 8T 89.TF 315.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents