Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Rehefa Ampanjakaina ao am-Po i Kristy

    Rehefa manankina harena amin’ny olona Andriamanitra, dia ny mba hahafahany mandravaka ny foto-pinoan’i Kristy Mpamonjintsika amin’ny alalan’ny fampiasana ny hareny eto- tany eo amin’ny fampandrosoana ny fanjakan’Andriamanitra eo amin’izao tontolo izao. Natao haneho an’i Kristy izy, ka tsy tokony hiaina mba hamalifaly sy hanandratra ny tenany, na handray voninahitra satria manan-karena. Rehefa voadio ka afaka amin’ny fahotana ny fo, dia i Kristy no mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana izay nipetrahan’ny fampanaranam- po ny tena sy ny fitiavana ny haren’ny tany teo aloha. Hita eo amin’ny endriky ny tava ny endrik’i Kristy. Tontosa tsara eo amin’ny fanahy ny asam-panamasinana. Voaroaka ny fitiavan-tena. Hita amin’izany fa toetra vaovao no tafiana, izay noforonina araka an'i Kristy amin’ny fahitsiana sy ny fahamasinana momba ny fahamarinana. — RH, 11 Sept. 1900.TF 28.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents