Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Resy ny Fieremana sy ny Fahihirana

    Tokony hanokana ny fananany rehetra ho an’Andriamanitra ny mpanan-karena, ary izay manana vatana sy saina ary fanahy nohamasinin’ny fahamarinana dia hanokana ihany koa ny fananany ho an’Andriamanitra, ka ho lasa masoivoho izay hanatrarana fanahy hafa izy. Ho hita miharihary eo amin’ny fanandramany sy ny ohatra avy aminy fa manana hery handresena ny fieremana sy ny fahihirana ny fahasoavan’i Kristy. Ary ny mpanan-karena izay mamerina amin’Andriamanitra ny fananana nankininy taminy, dia horaisina ho toy ny mpitantana mahatoky, ka afaka haneho amin’ny hafa fa ny dôlara tsirairay amin’ny fananany dia voatomboky ny endrika sy ny soratr’Andriamanitra. — RH, 19 Sept. 1893.TF 29.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents