Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Toriteny Sarotra Indrindra

    Ny toriteny sarotra torina indrindra sy mafy indrindra ny fampiharana azy dia ny fandavan-tena. Ny mpanota fatra- pitia harena sy ny tena, dia manakatona ny varavarana amin’ny zavatra tsara tokony hatao, saingy tsy vita satria ampiasaina amin’ny tanjona feno fitiavan-tena ny vola. Tsy misy olona anefa mahavita mihazona ny fankasitrahan’Andriamanitra sy hankamamy firaisana amin’ny Mpamonjy, no sady tsy miraika amin’ny zavatra mahasoa ny mpiara-belona aminy, izay tsy manana fiainana ao amin’i Kristy sy potraka ao anatin’ny fahotany. Namela ohatra mahafinaritra ho antsika momba ny fanoloran-tena i Kristy (...).TF 31.1

    Raha manaraka Azy eo amin’ny lalan’ny fandavan- tena isika, ka manainga sy mitondra ny hazo fijaliana ao aoriany, hizotra ho any an-tranon’ny Rainy, dia haneho ny hatsaran’ny fiainan’i Kristy eo amin’ny fiainantsika isika. Eo amin’ny alitaran’ny fanoloran-tena — ilay toerana voatondro hihaonan’Andriamanitra sy ny fanahy — no andraisantsikaavy eo an-tanan’Andriamanitra ny fanilon’ny lanitra, izay mandinika ny fo, anehoana amintsika fa ilaintsika ny fombàn’i Kristy antsika. - RH, 31 Jan. 1907.TF 31.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents