Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Manome amim-Pifaliana Lehibe

    Hihamatanjaka ny toe-tsain’ny fahalalahan-tanana kristianina rehefa ampiharina, ary tsy mila entanina amin’ny alalan’ny fomba tsy mendrika izany. Ireo rehetra manana io toe-tsaina io, ny toe-tsain’i Kristy, dia hitondra amim- pifaliana lehibe ny fanomezany ho ao an-trano firaketan’ny Tompo. Entanim-pitiavana an’i Kristy sy ireo fanahy izay nahafatesany ireo, ka mahatsiaro faharesen-dahatra laliny ny hanao ny anjarany amim-pahatokiana. — RH, 16 May 1893.TF 32.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents