Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Mihemotra ny Firotsahan’ny Ranonorana Farany

    Ny fandrotsahana mivatravatra ny Fanahin’Andriamanitra izay manazava ny tany manontolo amin’ny voninahiny, dia tsy ho tonga raha tsy nohazavaina aloha ny olontsika, izay tokony hahafantarantsika izany hasarobidin’ny hoe maha-mpiara-miasa amin’Andriamanitra izany amin’ny alalan’ny fanandramana nolalovany. Rehefa ananantsika ny fanoloran-tena tanteraka amin’ny fo ho amin’ny asan’i Kristy, dia hankasitrahan’Andriamanitra amin’ny alalan’ny fandrotsahany ny Fanahiny amin’ny fatra tsy misy fetrany izany; kanefa tsy mbola ho tanteraka izany raha ampahany betsaka amin’ny fiangonana no mbola tsy mpiara-miasa amin’Andriamanitra. Tsy afaka mandrotsaka ny Fanahiny Andriamanitra raha mbola hita miharihary ny fitiavan-tena sy ny fampanaranam-po ny tena; ary raha mbola manjaka ny toe-tsaina izay, raha atao amin’ny fiteny dia maneho ity valintenin’i Kaina ity hoe: “Moa mpitandrina ny rahalahiko va aho?”- Gen. 4:9. RH, 21 Jol. 1896.TF 54.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents