Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Nokendrena ho Fitahiana Lehibe

    Ny rafitra manokana famerenana ny ampahafolony dia niorina tamin’ny foto-kevitra izay maharitra tahaka ny lalàn’Andriamanitra. Fitahiana ho an’ny Jiosy io rafitra famerenana ny ampahafolony io, raha tsy izany dia tsy nomen’Andriamanitra azy ireo izany. Koa ho fitahiana ho an’ireo izay hanatanteraka izany hatramin’ny andro farany izany. Tsy namorona ny drafi-pahalalahan-tanana mitohy mba hampanan-karena Azy Andriamanitra, fa nataony ho fitahiana lehibe ho an’ny olona izany. Hitany fa io rafi- panolorana io mihitsy no nilain’ny olona. - 3T, tt. 404, 405.TF 70.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents